Quels sont les composants de la planète terre? / Inona avy ireo singa mandrafitra ny planeta tany ?
Il y avait :
- Le soleil= ny masoandro (màsouàndr’)
- La lune= ny volana (voulàn’)
- Les étoiles= ireo kintana (kitàn’)
- Les satellites= ireo zana-bolana (zànàboulàn’)
- La mer/ les océans= ny ranomasina (rànoumàsin’)
Pendant le jour, on vit dans la lumière. / Mandritry ny andro, dia miaina anaty hazavana isika.
Pendant la nuit, on vit dans l’obscurité. / Mandritry ny alina, dia miaina anaty haizina isika.
La nature y offre des variétés de créatures, dont :
1.L’espèce humaine= ny olombelona (ouloumbél’)
Les hommes= ny lehilahy (léilà)
Les femmes= ny vehivavy (vévàv’)
La race noire= ny mainty volon-koditra (màiti’ vouloukouditr’)
La race blanche= ny fotsy volon-koditra (fouts’ vouloukouditr’)
Les métisses= ny zarazara hoditra (zàràzàr’ houditr’)
Les adultes= ny olon-dehibe (ouloundébé)
Les enfants= ny ankizy (àkiz’)
Les vieilles/ les vieux= ny antitra (atitr’)
Les jeunes= ny tanora (tànour’)
Le bébé= ny zazakely (zàzàkél’)
- 2. Monde animal= ny tontolon’ny biby
- L’animal/ les animaux= ny biby (bib’)
Les animaux sauvages= ny biby dia (bib’ di’)
Les animaux domestiques= ny biby ILRPS\ (bib’ ILRXPSL)
Les reptiles= ny biby mandady (bib’ màndàd’)
Les oiseaux= ny vorona (vouroun’)
Les papillons= ny lolo (loul’)
- Diurne = mandeha atoandro
- Nocturne= mandeha alina
a) Animaux sauvages
- L’Éléphant= elefanta (éléfànt’)
- Le lion= liona (lioun’)
- Le sanglier= lambo (lambRX)
- Le lémurien= gidro (gidrRX)
- La gorille= ny rajako (ràjàk’)
b) Animaux domestiques : - Le chat = ny saka (sàk’)
- Le chien= ny alika (àlik’)
- Le pigeon= ny voromailala (vouroumàilàl’)
- Le perroquet= ny boloky (blouNL)
c) Les reptiles :
- Le serpent= ny bibilava (bib’ làv’)
- Le caïman= ny voay (vouài’)
- Le crocodile= ny mamba (màmb’)
- La tortue= ny sokatra (soukàtr’)
- Le caméléon= ny tarondro (tàroundr’) / tanala (tànàlàK)
- Le lézard = ny androngo (androung’)
d)Les insectes/ Ny biby kely (bib’ kel’)
- La puce= ny parasy (pàràs’)
- Le pou= ny hao (ào’)
- Le pou blanc= ny hao fotsy (ào fouts’)
- La fourmi= ny vitsika (vitsk’)
e)Les animaux à quatre pattes / Ny biby mana-tongotra efatra
- Le chat = ny saka (sàk’)
- Le chien= ny alika (àlik’) - Le cheval= ny soavaly (sôvàlL)
- Le mouton= ny ondry (oundrL)
- La chèvre= ny osy (ousVL
- Le bœuf= ny omby (oumbL)
- La vache= ny ombivavy (ounb’ vàvL
- L’âne= ny apondra (àpoundr’)
f) Les volailles / biby amam-borona (bib’ amambouroun’)
- La poule= ny akoho vavy (àkou vàv’) / Poussin= zanak’akoho (zànàkàkou)
- Le coq= ny akoho lahy (àkou làh’)
- Le canard= ny ganagana (gànàgàn’)
- L’oie= ny gisa (gisV’)
- La dinde= ny vorintsiloza (vouritsilouz’)
- Les abeilles= ny tantely (tàtelL) / le miel = tantely
- La mouche= ny lalitra (làl tr’)
- Le moustique= ny moka (mouk’)
- Le criquet= ny valala (vàlàl’)
- La cigale= ny jorery (jourér’)
- Le scorpion= ny maingoka (maingok’) / scorpion vénin= maingoka misy poLzina
- La souris= ny voalavo (vôlàv’)
- La chauve-souris= ny ramanavy (ràmànàv’)
g) Les richesses aquatiques/ Ny harenan-dranomasina (àrénàndrànoumàsin’)
- Le poisson= ny trondro (troundr’)
- La baleine= ny trozona (trouzoun’)
- La végétation/ ny zava-maniry (zàvàmànir’)
- Le bois= ny hazo (hàzR)
- La forêt= ny ala (àlD)
- Les fleurs = ny voninkazo (vounikàzR)
- Les fruits= ny voankazo (vouàkàzR)
- Le fleuve= ny onilahy (ounilà)
- La rivière= ny renirano (rénirànR)
- Le lac= ny farihy (fàriK )
- L’air= ny rivotra (rivoutr’)
- La montagne= ny tendrombohitra (téndroumbouitr’)
- La colline= ny vohitra (vouitr’)
- Le ciel= ny lanitra (làntr’)
- Les nuages= ny rahona (ràoun’)
- Les roches= ny haram-bato (Kàràmbàt’)
- Les ravins = ny hantsana (àQtsàn’)
- La pierre= ny vato (vàtR)
- Le feu de brousse= ny doro tanety (dour’ tànét’)
- Environnement= tontolo iainana (toutoul’ iainàn’)
- Le feu de brousse détruit l’environnement/ Manimba ny tontolo iainana ny doro tanety
- Luttons contre la destruction de l’environnement/ Andeha hiady amin’ny fanimbana ny tontolo iainana
- Protégeons notre environnement/ Andeha harovantsika ny tontolo iainana
Aucun commentaire